HARENAKO (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Harenako sy vatosoa ianao
Fiainako iray vaovao
Maraina ati-alina ao
Mazava ny foko hatrizao
Matoa ny foko anie tia anao
Dia noho ireo toetranao
Ravaky ny tsikinao
Sambatra tononkira.serasera.org aho, anilanao
Izao isika dia tafaray
Nakambana ho olona iray
Anio sy eowfj ho mandrakizay
Ianao no llcmxzy lambam-pitia nomeko
Ny foko satria nekeko
Nomeko ny hoe bompkzfb "ho doria"
Fiainako iray vaovao
Maraina ati-alina ao
Mazava ny foko hatrizao
Matoa ny foko anie tia anao
Dia noho ireo toetranao
Ravaky ny tsikinao
Sambatra tononkira.serasera.org aho, anilanao
Izao isika dia tafaray
Nakambana ho olona iray
Anio sy eowfj ho mandrakizay
Ianao no llcmxzy lambam-pitia nomeko
Ny foko satria nekeko
Nomeko ny hoe bompkzfb "ho doria"
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lalao RabesonVisites : 10300
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lanto
Date : 08/09/2005 13:53
