HARENAKO (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Harenako sy vatosoa pyerozuj nrrbvgq ianao
Fiainako iray vaovao
Maraina ati-alina ao
Mazava ny foko hatrizao
Matoa ny foko anie tia anao
Dia noho ireo toetranao
Ravaky ny tsikinao
Sambatra aho, anilanao
Izao isika dia tafaray
Nakambana ho olona tononkira.serasera.org iray
Anio sy zealdjdo ho mandrakizay
Ianao no lambam-pitia nomeko
Ny foko satria nekeko
Nomeko ny hoe "ho doria"
Fiainako iray vaovao
Maraina ati-alina ao
Mazava ny foko hatrizao
Matoa ny foko anie tia anao
Dia noho ireo toetranao
Ravaky ny tsikinao
Sambatra aho, anilanao
Izao isika dia tafaray
Nakambana ho olona tononkira.serasera.org iray
Anio sy zealdjdo ho mandrakizay
Ianao no lambam-pitia nomeko
Ny foko satria nekeko
Nomeko ny hoe "ho doria"
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lalao RabesonHits : 10439
Likes : 0 Like
Created by : lanto
Date : 08/09/2005 13:53
