AZA VIRAVIRAINA (Melky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ve izy tsy tia ahy
Hay ve toa namitaka ahy
Hay ve izy ilay milaza ho tia
Hay ve nihatsaravela-tsihy
Sanatria, sanatria
Aza viraviraina izy io rehefa jckala tia
Aza atao kilalao fa omeo ’lay fitia
Fantatro ianao tononkira.serasera.org fa manam-bola sy harena
Rehefa tia anao izy aza hosihosena
Maharary anao izy ka mijaly
Mahatsiaro anao pubgppzs izy la tomany
Ho aiza ary tsy hitako ’zay ho atao
Ho aiza ary izy lasa nandao
Ho aiza pmzq ary izy ’lay nilaza fa tia
Ho aiza ary nihatsaravela-tsihy
Sanatria, sanatria
Hay ve toa namitaka ahy
Hay ve izy ilay milaza ho tia
Hay ve nihatsaravela-tsihy
Sanatria, sanatria
Aza viraviraina izy io rehefa jckala tia
Aza atao kilalao fa omeo ’lay fitia
Fantatro ianao tononkira.serasera.org fa manam-bola sy harena
Rehefa tia anao izy aza hosihosena
Maharary anao izy ka mijaly
Mahatsiaro anao pubgppzs izy la tomany
Ho aiza ary tsy hitako ’zay ho atao
Ho aiza ary izy lasa nandao
Ho aiza pmzq ary izy ’lay nilaza fa tia
Ho aiza ary nihatsaravela-tsihy
Sanatria, sanatria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MelkyVangy : 9651
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/05/2008 12:06
