AZA VIRAVIRAINA (Melky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ve izy tsy tia ahy
Hay ve toa namitaka ahy
Hay ve izy ilay milaza ho tia
Hay ve nihatsaravela-tsihy
Sanatria, sanatria
Aza viraviraina izy io rehefa tia
Aza atao kilalao fa omeo srsbw ’lay fitia
Fantatro ianao fa manam-bola sy harena
Rehefa tia anao izy aza hosihosena
Maharary anao izy ka mijaly
Mahatsiaro anao ewilehzy izy la tomany
Ho xignynvl aiza ary tsy hitako ’zay ho atao
Ho aiza ary izy tononkira.serasera.org lasa nandao
Ho aiza ary izy ’lay nilaza fa tia
Ho aiza ary nihatsaravela-tsihy
Sanatria, sanatria
Hay ve toa namitaka ahy
Hay ve izy ilay milaza ho tia
Hay ve nihatsaravela-tsihy
Sanatria, sanatria
Aza viraviraina izy io rehefa tia
Aza atao kilalao fa omeo srsbw ’lay fitia
Fantatro ianao fa manam-bola sy harena
Rehefa tia anao izy aza hosihosena
Maharary anao izy ka mijaly
Mahatsiaro anao ewilehzy izy la tomany
Ho xignynvl aiza ary tsy hitako ’zay ho atao
Ho aiza ary izy tononkira.serasera.org lasa nandao
Ho aiza ary izy ’lay nilaza fa tia
Ho aiza ary nihatsaravela-tsihy
Sanatria, sanatria
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MelkyVisites : 9897
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 13/05/2008 12:06
