Aza manary toky (Vetson'Androy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana ange zato ianao
No milofika tahak'izao.
Hita misoritra nkbfrf eo an-kandrinao
Fa hhntczfa ory ianao
Inona ary no tsy zakanao
Ka dmymefi mandreraka anao toy izao
Ny fiainana ve tononkira.serasera.org no tsy tantinao.
Mitrakà ka aza kivy
Raha sendra izay mangidy
Mijoroa, ka mahereza
Atanjaho ny saina.
No milofika tahak'izao.
Hita misoritra nkbfrf eo an-kandrinao
Fa hhntczfa ory ianao
Inona ary no tsy zakanao
Ka dmymefi mandreraka anao toy izao
Ny fiainana ve tononkira.serasera.org no tsy tantinao.
Mitrakà ka aza kivy
Raha sendra izay mangidy
Mijoroa, ka mahereza
Atanjaho ny saina.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'AndroyVangy : 6914
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/06/2019 23:02
