Aza manary toky (Vetson'Androy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana ange zato ianao
No milofika tahak'izao.
Hita misoritra eo an-kandrinao
Fa ory ianao
Inona ary gznwc tononkira.serasera.org no tsy zakanao
Ka vpcq mandreraka anao toy izao
Ny fiainana tojpnzs ve no tsy tantinao.

Mitrakà ka aza kivy
Raha sendra izay mangidy
Mijoroa, ka mahereza
Atanjaho ny saina.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Vetson'Androy
Hits : 7183
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 22/06/2019 23:02
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0135