You are here: home > Tononkira > Vetson'Androy

SOMPATRA (Vetson'Androy)

https://tononkira.serasera.org/hira/vetsonandroy/sompatra-1

Sompatra eny mantsy
Ianao ry rahona iny
Nahoana no takonanao
Iny volan’iny
Avelao hanazava
ny lalana halehako
Fa mahantra loatra ny tenako

fiv:

Tsy mbola fantatra
izay mety ho sarotra
Sy mboTsiky dia ampyla lavitra ny lalana.
Mbola hisedra fiakara-mideza
Mino aho nefa fa tsy ho ela
dia ho tratra ilay fetra.

ô ry volana ô
Mba aiza lahy
Dada sy Neny ary ireo havana.
Mba ilazao ireo sakaizako
Manina hono no hoe fa tsy afa-mandeha

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Vetson'Androy
Mpamaky : 4703
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Naly Randria
Tamin'ny : 20/02/2005 06:45:10
ID : 2959

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo