Aza manary toky (Vetson'Androy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana ange zato ianao
No milofika tahak'izao.
Hita misoritra tononkira.serasera.org eo an-kandrinao
Fa ory ianao
Inona ary nmupmrxt no tsy zakanao
Ka mandreraka anao toy izao
Ny fiainana copmsfil ve no tsy tantinao.

Mitrakà ka aza kivy
Raha sendra fcjjay izay mangidy
Mijoroa, ka mahereza
Atanjaho ny saina.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vetson'Androy
Visites : 7181
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 22/06/2019 23:02
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0103