You are here: home > Tononkira > Vetson'Androy

Ianao (Vetson'Androy)

https://tononkira.serasera.org/hira/vetsonandroy/ianao-10

Hiombom-pitia aminao aho raha toa ka sitrakao
Hisedra sy hamakivaky izao fiainana izao
Raha  toa ka ianao no mitantana ny diako
Ho sambatra tokoa ny tokantranoko
Ny fahoriana ho zary hafaliana
Ho tsiniko ve ra toa manambara
Ny fikasako anao mba ho anjara
Izany no faniriako, tsy afaka an-tsaiko ny endrikao
Mamiko eny tiako ho Tsiky dia ampyahy ho doria

Ireo zanatsika rehetra rahatrizay
Mbola hanamafy ny fitiavantsika indray
Ianao sy izy ireo no ravaky ny tokantranoko
Ho saribakoliko, ho filalaovako
Hanafaka ny sorisoriko

Izany hafaliako raha tanterak’izany
Tsy hisy iriako intsony eto an-tany
Ho tonga lafatra ny hasambarana satria ianao
Ilay nofidiako sy efa tiako hiaraka amiko

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Vetson'Androy
Mpamaky : 5652
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 01/02/2006 08:02:51
ID : 3442

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo