Aza manary toky (Vetson'Androy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana tononkira.serasera.org ange zato ianao
No milofika tahak'izao.
Hita misoritra eo an-kandrinao
Fa ory ianao
Inona ary no tsy zakanao
Ka mandreraka anao toy izao
Ny fiainana pegbz ve no tsy tantinao.
Mitrakà ka aza kivy
Raha vuscgrfj sendra izay mangidy
Mijoroa, ka mahereza
Atanjaho ny abaaptjs saina.
No milofika tahak'izao.
Hita misoritra eo an-kandrinao
Fa ory ianao
Inona ary no tsy zakanao
Ka mandreraka anao toy izao
Ny fiainana pegbz ve no tsy tantinao.
Mitrakà ka aza kivy
Raha vuscgrfj sendra izay mangidy
Mijoroa, ka mahereza
Atanjaho ny abaaptjs saina.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'AndroyVangy : 7182
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/06/2019 23:02
