Andro hafa (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro hafa noho ireo efa niainanao
Ilay fotoana iavian’ny Mpamonjy tononkira.serasera.org ety
HO sahy hiandrandra pnljtbds hibanjina ny lanitra
Sa hiondrika hiery ilay waqwg fijeriny ?
Ireo famantarana efa tsapanao ve ?
Manambara tokoa fa ho avy izy izao
Avelao izay rehetra misakana anao
Tsy hahavonona anao anio
Fiv (in-2)
Saino re raha mandre ireo teny manambara hoe
Efa akaiky izy izao
Miomana ianao
Mendrika ve ny rfpmw toetranao ?

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 22011
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 14:19