ILAZAO (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilazao ny famonjena
Ireo izay tsy mba manantena
Hiaina am-pifaliana rahatrizay
Anjaranao izay mqgbspit mahalala
No mampiditra tononkira.serasera.org ao am-bala
Ireo ondry izay maniasia
Fitiavana an’izao tontolo izao
No nanolorany ny ain’ny Tompo
Efa voavidiny tamin’ny rany
Ireo olona rehetra vkszwf eto an-tany
Izay manamafy fo
Torio sepxdp ireo teny soa
Ny tsy efa ny Ray no hamita
ka aza mba manahy foana
F’Izy ho eo anoloana
Ho mpitarika ny dianao
Ireo izay tsy mba manantena
Hiaina am-pifaliana rahatrizay
Anjaranao izay mqgbspit mahalala
No mampiditra tononkira.serasera.org ao am-bala
Ireo ondry izay maniasia
Fitiavana an’izao tontolo izao
No nanolorany ny ain’ny Tompo
Efa voavidiny tamin’ny rany
Ireo olona rehetra vkszwf eto an-tany
Izay manamafy fo
Torio sepxdp ireo teny soa
Ny tsy efa ny Ray no hamita
ka aza mba manahy foana
F’Izy ho eo anoloana
Ho mpitarika ny dianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 30620
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rosia1
Daty : 30/10/2007 07:29
