FANDIHY HAFAKELY (Mihanta)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fomba fandihy tena dzgdcl hafakely
Dihy malefaka fitàna
Toy ny onja tsofin-drivotra madio
Dihy mitopatopa hatrany

          Indrindra rehefa an-tratranao aho
          Izaho manaraka eny fotsiny
          Tsara ka tsy maha te-hiala intsony hoy aho
          Rehefa atositosikao

Ireo masonao raha mikipy
Dia toy ny gadona milanto
Ireo molotrao maha te-hanorokoroka
Mandimandina fitia

        Sangisangy moramora         (Mandimandina fitia)
        Adiady tsy mifandona     tononkira.serasera.org    cykiqmh   (Mandimandina fitia)
        Tsongotsongon'olon-tiana   (Mandimandina fitia)
        Na marary aza iafiko         qgnetdm    (Mandimandina fitia)

Ianao ilay mandimandina fitia
Ho ento aho hisidina any 
Izaho tsy lavitra fa eto ihany
Izay ilay FANDIHY HAFAKELY...
                                      (Mandimandina fitia)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mihanta
Vangy : 1061
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fenohasina28
Daty : 08/02/2023 13:15
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117