FANDIHY HAFAKELY (Mihanta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fomba fandihy tena hafakely
Dihy malefaka fitàna
Toy ny onja tsofin-drivotra madio
Dihy mitopatopa hatrany
Indrindra rehefa an-tratranao aho
Izaho manaraka eny fotsiny
ndaoqtxz Tsara ka tsy maha te-hiala intsony hoy aho
Rehefa atositosikao
Ireo masonao raha mikipy
Dia toy ny gadona milanto
Ireo molotrao maha te-hanorokoroka
Mandimandina fitia
ewjvca Sangisangy moramora (Mandimandina fitia)
Adiady tsy mifandona (Mandimandina fitia)
Tsongotsongon'olon-tiana (Mandimandina fitia)
Na marary aza ywrnwno iafiko tononkira.serasera.org (Mandimandina fitia)
Ianao ilay mandimandina fitia
Ho ento aho hisidina any
Izaho tsy lavitra fa eto ihany
Izay ilay FANDIHY HAFAKELY...
(Mandimandina fitia)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MihantaVangy : 1062
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fenohasina28
Daty : 08/02/2023 13:15