ANDAO HANDIHY (Mihanta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miankavanana, miankavia
Mifamihina sy mandihy
Miofaofa toy ny hazo an'ala
Kopakopaka vorondia
Kipy maso tsy anki-jery e
Ny eritreritra no aoka andeha
Maivamaivana toa zozoro ô
Andihizo fa tena soa...
Ref : Tsy salegy, tsy basesa,
Na tsapiky koa na malesa
gsdnzvpw Ny ao anatinao no ygrt mahalala
dtyuuv Mandihiza tsy hisalasala
Iray aloha, roa aorina
Ankafizo dia mihodina
Adinoy izay mety hanadala
Andihizo raha te-hanala
Ny antsinanana sy ny atsimo ô
Ny avaratra koa tononkira.serasera.org tsy adino
Ry tandrefana mba midira e
Hifarimbona sy hihira
Ny embonembonao adinoy e
Masahia midoladola
Sakambino tsy ankihambahamba
Izaho valihy, ianao no lokanga
Mifamihina sy mandihy
Miofaofa toy ny hazo an'ala
Kopakopaka vorondia
Kipy maso tsy anki-jery e
Ny eritreritra no aoka andeha
Maivamaivana toa zozoro ô
Andihizo fa tena soa...
Ref : Tsy salegy, tsy basesa,
Na tsapiky koa na malesa
gsdnzvpw Ny ao anatinao no ygrt mahalala
dtyuuv Mandihiza tsy hisalasala
Iray aloha, roa aorina
Ankafizo dia mihodina
Adinoy izay mety hanadala
Andihizo raha te-hanala
Ny antsinanana sy ny atsimo ô
Ny avaratra koa tononkira.serasera.org tsy adino
Ry tandrefana mba midira e
Hifarimbona sy hihira
Ny embonembonao adinoy e
Masahia midoladola
Sakambino tsy ankihambahamba
Izaho valihy, ianao no lokanga
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MihantaVangy : 1198
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fenohasina28
Daty : 08/02/2023 13:19
