FITIAVANA TENA FITIA (Mihanta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana tena fitia tsy mba zaraina,
Fa tokana sy ho doria, ny olona lalaina,
Tsy mitovy amin’ny hafa, tsy tononkira.serasera.org sahala,
Ka tsy mahazo ampitahaina !
Fa iray lwamipa dia iray… ho tolorana ny aina.
Fitiavana tena fitia tsy mba ambaina
Tsy andrana na toa fanamby, ka sambasambaina
Tsy kilalao no hoe sangisangy
Fa tena izy ny voady !
Ka ny tia, tena tia… mifamofo dayo dia mivady.
Fa ianareo roa izao no tena fitia,
Miloka sy mivoady ny ho doria !
Omena anareo ny tso-drano sesilany,
Fa mendrika anareo roa izany.
Lehilahy tia miahy sy tia mihary,
Mendrika haja tsy harofy, ary tsy harary
Vehivavy ho rehareha vonon-kanampy
Vonon-kiafy, hanohana
Tahaka sy soblloj maodely… hoan’ny ankohonana.
Mahaleova mahalasàna ianareo roa
Mahareta, marèna tokantrano…
Hanam-para, hanam-dimby izay ilaina !
Ampita ny fitia eran-tany.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MihantaVangy : 1524
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Fenohasina28
Daty : 08/02/2023 13:21