FITIAVAN’I NENY (Mihanta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao maraina dia ny tsikinao zvmemoh ry Neny
No manaitra ahy
Miramirana avokoa,
izay rehetra jerenao
Falifaly aho fa tsara ery,
Miravaka fanantenana
Milokoloko ny ato an-trano,
Misy anao, misy anao
Fa fitiavana hafa kely, ianao ry neny
Ny ohatranao dia tononkira.serasera.org tsy mba roa
jwub Fa tokana fa tokana
lwgbfv Ary soa ihany fa ianao no neniko
No manaitra ahy
Miramirana avokoa,
izay rehetra jerenao
Falifaly aho fa tsara ery,
Miravaka fanantenana
Milokoloko ny ato an-trano,
Misy anao, misy anao
Fa fitiavana hafa kely, ianao ry neny
Ny ohatranao dia tononkira.serasera.org tsy mba roa
jwub Fa tokana fa tokana
lwgbfv Ary soa ihany fa ianao no neniko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MihantaVangy : 1377
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fenohasina28
Daty : 08/02/2023 13:11
