FANDIHY HAFAKELY (Mihanta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fomba fandihy tena hafakely
Dihy malefaka fitàna
Toy ny onja tononkira.serasera.org gqjwikt tsofin-drivotra madio
Dihy mitopatopa hatrany
Indrindra rehefa an-tratranao aho
Izaho manaraka eny fotsiny
Tsara ka tsy maha te-hiala intsony hoy aho
Rehefa atositosikao
Ireo masonao raha mikipy
Dia toy ny gadona milanto
Ireo molotrao maha ptwjtuyc te-hanorokoroka
Mandimandina fitia
Sangisangy moramora (Mandimandina fitia)
Adiady tsy mifandona (Mandimandina fitia)
Tsongotsongon'olon-tiana (Mandimandina fitia)
Na marary aza iafiko (Mandimandina fitia)
Ianao ilay mandimandina fitia
Ho ento aho hisidina any
Izaho tsy lavitra fa eto ihany
Izay romvqox ilay FANDIHY HAFAKELY...
(Mandimandina fitia)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MihantaVisites : 1151
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Fenohasina28
Date : 08/02/2023 13:15