HAY INDRY TSY TANY (Herimahefasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
T’aiza ndry omaly, tsy nandeha taiza tamin'ny roa
Tamin'ny firy no avy aiza no tsy nandalo ’lay fotoana
Hay ybljry ’ndry hono hjpsiflw tsy tany
Niteniteny foana ny ho any
Rehefa tia môla, fandraisandry an'zany
Hatramin'ny omaly tazonindry izany ka
Mandraky ny androany
Haiko dia foana fitia
Nefa xtfqjtmo anie izy teo foana
Niandry anao teo
Nefa anie izy niandry foana
Tsy nahaloa peo
Fa nanantena anao
Kanjo nody maina tamin'ny dimy
Tsy nahatoky ve ianao sa nanao fanahy iniana
Satria raha fantatrao tononkira.serasera.org f’izany hody izany nesoriny
Nefa ’ndry hono tsy tany
Niteniteny foana ny ho any
Tamin'ny firy no avy aiza no tsy nandalo ’lay fotoana
Hay ybljry ’ndry hono hjpsiflw tsy tany
Niteniteny foana ny ho any
Rehefa tia môla, fandraisandry an'zany
Hatramin'ny omaly tazonindry izany ka
Mandraky ny androany
Haiko dia foana fitia
Nefa xtfqjtmo anie izy teo foana
Niandry anao teo
Nefa anie izy niandry foana
Tsy nahaloa peo
Fa nanantena anao
Kanjo nody maina tamin'ny dimy
Tsy nahatoky ve ianao sa nanao fanahy iniana
Satria raha fantatrao tononkira.serasera.org f’izany hody izany nesoriny
Nefa ’ndry hono tsy tany
Niteniteny foana ny ho any
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HerimahefasoaVangy : 4158
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : michou4
Daty : 28/01/2008 16:05
