FITIA MANGINA (Farakely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy fitia mangina anao
Miafina ao am-poko ao
Tsy sahiko lazaina sao
Matahotra aho ndrao dia lavinao
Efa nanao izay azo atao
Nanintona ny masonao
Hitopy aty ka hahalala
Hoe tiako ianao k’aza misalasala

Ref: Fa matimatinao
Feno anao tokoa ty foko
Raha mba mitampify kely
Eo an-tratranao ve hadisoako
Toa manonofy aho
Manantena ny tsy misy
Fa ianao toa mandositra tiuaro ahy
Fa nahoana kay anpiqjgj indrisy
(Fin) Fa nahoana indrindra iky

Raha vao mahita ny endrikao
Mirana izao nftv rehetra izao
Tsy hay fa sarotra hazavaina
Ny tsikinao mampifaly saina
Masoandro mibaliaka teo
Nilentika tsy sahy niseho
Rehefa injay ianao tsy hita
Mangovitra aho ka tonga ny hatsiaka

A/C: tononkira.serasera.org ALAIN RABETRANO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0125