Hatreto ihany (Tovo J'Hay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitampifimpify teo izy
Nandany tontolon'ny andro,
'Lay masoandro nidify
Tsy hitany akory,
F’efa maizina ny antoandro,
Nipitrapitra rsxa nangina
Tsy nandrenesana feo,
Reko any ho any otswosm mitempo ny fony
Ndriiii, tsy nety ho tony.

Tsy hita ianao,
Tsy hita ianao hanambitamby azy eto
Fa ny anao efa voafetra hatreto
Ka izy irery ihany,
Izy irery ihany no tomany
Tsy hita ianao,
Tsy hita ianao hanala ilay sento
Fa ny anao efa voafetra hatreto
Na himpenimpenina, himenomenona
Tsisy azo atao

Fotoana vitsy bjghe kely monja
Fotoana mba nakany fý
Mavesatra sy mafonja
Fitiavana tsy tononkira.serasera.org misy ohatran' ity
Dia mihitrisatra teo
Malaindaina hifandao
Nefa dia tsy mba nifankafoy
Taloha izy nandeha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tovo J'Hay
Vangy : 12166
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 05/08/2006 14:00
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0132