Mamanala (ft Amandine) (VAKAMIARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
F’angaha raha maizina ny tanàna
Tsy hita intsony ao ny hazavana
De itanondrika eto isika
Tsy hitady hafanana fa hiaritra ny hatsiaka
Izay mamanala
F’angaha raha korontana sy tomany
N’aiza n’aiza aleha eto antany
De itanondrika eto isika
Tsy hitady hafanana fa hiaritra ny hatsiaka
Izay mamanala
epdfj
K’andeha hitafy hafanana
Hirakotra hazavana
Andeha hitraka, andeha hifoha
Aza alofika intsony ny loha
Hifampizara ny soa sy ny tononkira.serasera.org tsara
Hanova indray ny tantara
Andeha ailika i Baroa
Ny ratsy hiova ho soa
Andeha hitady sbsmnqv hafanana
Fa tsy iaritra ny hatsiaka lava izao
Izay mamanala
Tonony sy feony : Nantenaina gtxwzlze Andriamorasata

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VAKAMIARINAVangy : 4152
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zikin
Daty : 09/07/2009 12:45