Mamanala (ft Amandine) (VAKAMIARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dpivia
F’angaha raha maizina ny tanàna
Tsy hita intsony ao ny tononkira.serasera.org hazavana
De itanondrika eto isika
Tsy hitady hafanana fa hiaritra ny hatsiaka
Izay mamanala
F’angaha raha korontana sy tomany
N’aiza n’aiza aleha eto antany
De itanondrika eto isika
Tsy hitady hafanana fa hiaritra ny hatsiaka
Izay mamanala
K’andeha hitafy hafanana
Hirakotra hazavana
Andeha hitraka, andeha hifoha
Aza alofika intsony ny loha
Hifampizara ny soa sy ny tsara
Hanova kfoheay indray ny tantara
Andeha ailika i Baroa
Ny ratsy hiova ho soa
Andeha hitady hafanana
Fa tsy iaritra ny hatsiaka lava izao
Izay mamanala
Tonony sy feony : liskjtv Nantenaina Andriamorasata

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VAKAMIARINAVangy : 4142
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zikin
Daty : 09/07/2009 12:45