ILAZAO (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilazao ny famonjena
Ireo izay tsy mba manantena
Hiaina am-pifaliana rahatrizay
Anjaranao izay guhffpgx mahalala
No mampiditra ao am-bala
Ireo tononkira.serasera.org ondry izay maniasia
Fitiavana an’izao tontolo izao
No nanolorany ny srdjqc ain’ny Tompo
Efa voavidiny tamin’ny rany
Ireo olona rehetra eto an-tany
Izay manamafy fo
Torio iwap ireo teny soa
Ny tsy efa ny Ray no hamita
ka aza mba manahy foana
F’Izy ho eo anoloana
Ho mpitarika ny dianao
Ireo izay tsy mba manantena
Hiaina am-pifaliana rahatrizay
Anjaranao izay guhffpgx mahalala
No mampiditra ao am-bala
Ireo tononkira.serasera.org ondry izay maniasia
Fitiavana an’izao tontolo izao
No nanolorany ny srdjqc ain’ny Tompo
Efa voavidiny tamin’ny rany
Ireo olona rehetra eto an-tany
Izay manamafy fo
Torio iwap ireo teny soa
Ny tsy efa ny Ray no hamita
ka aza mba manahy foana
F’Izy ho eo anoloana
Ho mpitarika ny dianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 29986
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rosia1
Daty : 30/10/2007 07:29
