Tandimerina (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
grxn Falifaly be aho mahita anao anio
Ravoravo be vhkhaiig fa indro ankehitriny
Gagagaga ihany aho nahare fa ho tononkira.serasera.org avy ianao
Hay tonga tokoa
Ka hosorana tantely sy dobera ary ve ianona e
Sa whisky, sa labiera ?
Fa mangimangididy indray ngamba ianona dia tonga
Mangimangididy indray dia mila fanafody
Tsy ampy horokoroka
Safosafo sy mamikely indray ikala kely iny
Dia tonga
Mangimangididy indray ngamba ianona dia tonga
Mangimangididy indray dia mila fanafody
Tsy ampy gdkb horokoroka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SamoelaVangy : 6313
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 08/02/2006 15:41