Rainivoanjo (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafimafy ihany ho aho
Izay niteraka tononkira.serasera.org an-dRAINIVOANJO a!
RAINIVOANJO io , ilay bandy , ilay bandy
Avy any aminay e!
Lasa izy tamin’ny Atalata
Nangalatra ny entan’ireo karana
Ireo KARANA avy dia nitifitra azy
Nitifitra azy
Kanefa zalahy toa tsy nahavoa azy
Tsy hainay izay hanaovany azy
Lasa izy adqnl tamin’ny Alarobia
Naka ny volanireo be vola
Jiro mena avy hatrany dia nanenjika
Nanenjika azy
Kanefa zalahy toa tsy nahazo azy
Tsy hainay izay hanaovany azy
Saika nalefa any NOSY LAVA
Hay ka nivadika bibilava
RAINIVOANJO ihany zalahy ve
No fjjk mahavita azy ?
RABEKOTO HONORE AUGUSTIN bprxtk
Izay niteraka tononkira.serasera.org an-dRAINIVOANJO a!
RAINIVOANJO io , ilay bandy , ilay bandy
Avy any aminay e!
Lasa izy tamin’ny Atalata
Nangalatra ny entan’ireo karana
Ireo KARANA avy dia nitifitra azy
Nitifitra azy
Kanefa zalahy toa tsy nahavoa azy
Tsy hainay izay hanaovany azy
Lasa izy adqnl tamin’ny Alarobia
Naka ny volanireo be vola
Jiro mena avy hatrany dia nanenjika
Nanenjika azy
Kanefa zalahy toa tsy nahazo azy
Tsy hainay izay hanaovany azy
Saika nalefa any NOSY LAVA
Hay ka nivadika bibilava
RAINIVOANJO ihany zalahy ve
No fjjk mahavita azy ?
RABEKOTO HONORE AUGUSTIN bprxtk
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 6867
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofo
Daty : 20/01/2003 16:32
