Tahaka azy (NISEA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
-Hianatra azy aho, nefa tsy haiko hoe
Efa gadra aho, ka tsy nahare
N'didinao hoe, mifankatiava ianareo
-Eto an-tany aho, haiko fa handalo
Ka ny hareko ireo, h' potika sy may
Fa raha gteoikv tia aho, toa anao, ho mandrakizay
BR:
Sarobidy tononkira.serasera.org amiko
Na mangidy aza glfm inoako
REFR:
Matoa nandresy ianao ho ahy
Tsy azon'ny saiko takarina
Ny halalin'ny ramfeot fitiavanao
Ka tiko mba fantarina
Fa tsara indrindra raha izaho
Ny hanome ny aiko toy ny anao
Ho an'ny mahantra sy ny osa
Ka hamela heloka
Fa namafy aho ka hijinja koa
Dieny izao ihany dia indramiko
Ny elonao fa, hialoka aho, ra mendrika
Ka na ory aho, na tomany koa
Rehefa ianao no ao anatiko
Manatombo aho, satria tia, amin'ny fo
Efa gadra aho, ka tsy nahare
N'didinao hoe, mifankatiava ianareo
-Eto an-tany aho, haiko fa handalo
Ka ny hareko ireo, h' potika sy may
Fa raha gteoikv tia aho, toa anao, ho mandrakizay
BR:
Sarobidy tononkira.serasera.org amiko
Na mangidy aza glfm inoako
REFR:
Matoa nandresy ianao ho ahy
Tsy azon'ny saiko takarina
Ny halalin'ny ramfeot fitiavanao
Ka tiko mba fantarina
Fa tsara indrindra raha izaho
Ny hanome ny aiko toy ny anao
Ho an'ny mahantra sy ny osa
Ka hamela heloka
Fa namafy aho ka hijinja koa
Dieny izao ihany dia indramiko
Ny elonao fa, hialoka aho, ra mendrika
Ka na ory aho, na tomany koa
Rehefa ianao no ao anatiko
Manatombo aho, satria tia, amin'ny fo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NISEAVangy : 1753
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : sainakims
Daty : 26/02/2016 11:09
