Tahaka azy (NISEA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
-Hianatra azy aho, nefa tsy haiko zatkj ywhigdad hoe
Efa gadra aho, ka tsy nahare
N'didinao hoe, mifankatiava ianareo

-Eto an-tany aho, haiko fa handalo
Ka ny hareko ireo, h' potika sy may
Fa raha tia aho, toa anao, ho tononkira.serasera.org mandrakizay
BR:
Sarobidy amiko
Na mangidy aza inoako
REFR:
Matoa nandresy ianao ho ahy
Tsy azon'ny saiko oompp takarina
Ny halalin'ny fitiavanao
Ka tiko mba fantarina

Fa tsara indrindra raha izaho
Ny hanome ny aiko toy ny anao
Ho an'ny mahantra sy ny osa
Ka hamela heloka

Fa namafy aho ka hijinja koa
Dieny izao ihany dia indramiko
Ny elonao fa, hialoka aho, ra mendrika

Ka na ory aho, na tomany koa
Rehefa ianao no ao anatiko
Manatombo aho, satria tia, amin'ny fo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NISEA
Hits : 1751
Likes : 2 Like
Created by : sainakims
Date : 26/02/2016 11:09
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2609