Herintaona lasa izay (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana moa no nandrasaanao ho ravako
Ilay fitia nisahirananao herintaona lasa izay
Izao jocs uhlzw ianao vao milaza fa csrzzb tsy adinonao
Ilay tantarantsika izay niseho toy ny tononkira.serasera.org vao anikeho
Ankehitriny anefa,lazaiko anao
Ny lasa tsy hiverina
Be ny fihafiana nataoko noho ianao;
Ampy ahy ny toy izay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 4795
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HASINA
Daty : 23/06/2002 16:44