Fasan'adala (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa mahonena ny mijery eo am-baravarakely
Ilay fasan’adala
Maty nefa toa tsy nisy hoe malala nahoana indrisy
Mampitalaho mihintsy
Fony fahavelona tsy nanan-kavana
Ireo vorona an’ala no mba sisa namana
Toa mahonena ny maheno eo am-baravarakely
Ny siokam-borokely
Mandrakotra ny fasana isa maraina ireny
Ny zavony ririnina sy ireo feon'angely
Adala mantsy ka hadinoina toa ny biby novonoina
Tsy mba nomena fitiavana
Mangidy anie raha pressipo tavela toy ity adala very
Irery ao am-pasana ao tononkira.serasera.org
Toa mahonena be ihany gdxjgk ny mahita dongon-tany
Feno bozaka malazo
Vovoka sy fakan-kazo no manampy anao
Hanatrika ity fahanginana ao ampasana ao lggod
Iza re no mahalala fa ianao io ry ingahy adala
tsy very fa ao am-poko ao
tsy maty fa ao an-dohako ao
Bekoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 10241
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/09/2002 13:34