Aza manary toky (Vetson'Androy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana ange zato ianao
No milofika dwtrkq tahak'izao.
Hita misoritra eo an-kandrinao
Fa ory ianao
Inona obbefea ary no tsy zakanao
Ka mandreraka anao toy izao
Ny fiainana ve no tsy tantinao.
Mitrakà ka aza kivy
Raha sendra izay mangidy
Mijoroa, ka mahereza rpasuqqj
Atanjaho ny saina. tononkira.serasera.org
No milofika dwtrkq tahak'izao.
Hita misoritra eo an-kandrinao
Fa ory ianao
Inona obbefea ary no tsy zakanao
Ka mandreraka anao toy izao
Ny fiainana ve no tsy tantinao.
Mitrakà ka aza kivy
Raha sendra izay mangidy
Mijoroa, ka mahereza rpasuqqj
Atanjaho ny saina. tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'AndroyVangy : 7180
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/06/2019 23:02
