Amoron'ny mandrakizay (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N'iza n'iza, ambavahoana
Mangetaheta fianana jinxzugy mandrakizay
Nahoana no hiandry teren'ny fotoana
Vao hifoha, hiantsoantso ny Ray
Fahaizana, harena, diplôma
Tsy ahazahoana na tombon'andro iray
Nahoana no hiandry ny fasana manoloana
Vao hieritreritra ny mandrakizay
Ref : Fiadanam-po, fantatro qnjdof fa voavonjy ianao
Raha misy lasa izao dia izao, mbola ihaona izaho sy ianao
Ho itantsika toy ny masoandro mibaliaka
Ireo marina nanaiky ho hamarininao
Mahery fo, izany no tiany handraisany ahy
Efa niady ny ady tsara nanamarika tantara
Aza manahy, zanakin'ny Ray aho
Fifaliana ny ao an-danitra ao raha ho avy ianao
Tanora mihevitra ho tompon'ny fotoana
Misôma amoron'ny mandrakizay
Tsy ampoizina satria vaova ratsy foana
Tsy niomana capira nefa lasa poa toy izay
N'iza n'iza anie ambavahoana
Isan'andro ny famonjena omena anao
Ala-nenina ny ahy na dia lavinao foana
Tsy hoe tsy nahalala akory ianao
Ref : Fiadanam-po, fantatro fa voavonjy tononkira.serasera.org ianao

(2x)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 22273
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rabossy
Daty : 08/02/2012 14:55