AZA VIRAVIRAINA (Melky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay wrtlysmt ve izy tsy tia ahy
Hay ve toa namitaka ahy
Hay ve izy ilay milaza ho tia
Hay ve nihatsaravela-tsihy
Sanatria, sanatria
Aza viraviraina izy io rehefa tia
Aza atao kilalao fa omeo ’lay fitia
Fantatro ianao eurxf fa manam-bola sy fmvro harena
Rehefa tia anao izy aza hosihosena
Maharary anao izy ka mijaly
Mahatsiaro anao izy la tomany
Ho aiza ary tsy hitako ’zay ho atao
Ho aiza ary izy lasa nandao
Ho aiza ary izy ’lay nilaza fa tia
Ho aiza tononkira.serasera.org ary nihatsaravela-tsihy
Sanatria, sanatria
Hay ve toa namitaka ahy
Hay ve izy ilay milaza ho tia
Hay ve nihatsaravela-tsihy
Sanatria, sanatria
Aza viraviraina izy io rehefa tia
Aza atao kilalao fa omeo ’lay fitia
Fantatro ianao eurxf fa manam-bola sy fmvro harena
Rehefa tia anao izy aza hosihosena
Maharary anao izy ka mijaly
Mahatsiaro anao izy la tomany
Ho aiza ary tsy hitako ’zay ho atao
Ho aiza ary izy lasa nandao
Ho aiza ary izy ’lay nilaza fa tia
Ho aiza tononkira.serasera.org ary nihatsaravela-tsihy
Sanatria, sanatria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MelkyVangy : 9516
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/05/2008 12:06
