Raha midona (Kolibera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha midona ny orana Ankaratra
Miheninkenina ny ambany lanitra
Fa mitsingerina ny taom-pambolena
Ka misomebika ireo vahoaka smycadr sesehena
Ref. :
tononkira.serasera.org dcwfj Misondrotsondrotra tsy mety ho rahona
saxab irony Ankaratra
Lembalemba tsy mety ho vary
Ambohimbary tazana tsy mba fohy
Raha midona ny Alakarabo
Zanak'iza no tsy ho miaramila
Mba hanitsaka an'i Mahamasina
Izay tany fanaovana matso
Miheninkenina ny ambany lanitra
Fa mitsingerina ny taom-pambolena
Ka misomebika ireo vahoaka smycadr sesehena
Ref. :
tononkira.serasera.org dcwfj Misondrotsondrotra tsy mety ho rahona
saxab irony Ankaratra
Lembalemba tsy mety ho vary
Ambohimbary tazana tsy mba fohy
Raha midona ny Alakarabo
Zanak'iza no tsy ho miaramila
Mba hanitsaka an'i Mahamasina
Izay tany fanaovana matso
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KoliberaVangy : 3682
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bditra
Daty : 18/02/2011 13:26
