Tiako loatra (Tovo J'Hay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alahelo anao
Ao am-poko ao
Miakatra tsy toa
Mankarary, mankarary an-doha

Tiako eekionuj foana ianao
Tiako tsotr’izao
Ny fiainako nandeha
Hadalana, hadalana ety

  yxoly   Tsy mety tonga lafatra
    Tsy tononkira.serasera.org mahavita zavatra
    Raha tsy misy anao
    Isan’andro izao

Fitiavako hatrizao
Raha lazaiko anao
Mananika tokoa
Manatratra uweiggz ahy, manatratra soa

    Tsy mety tonga lafatra
    Tsy mahavita zavatra
    Raha tsy misy anao
    Isan’andro izao

    Tiako foana ianao
    Tiako ianao


Tovo J’hay et Lola

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tovo J'Hay
Vangy : 7970
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Amazone
Daty : 05/08/2007 20:48
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116