RAHA MBOLA HIVERINA (Dillie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy aleo ve mijanona eto irery
Raha vetivety ianao mankany
Ny fotoana koa tsy ho very
Handrasako vjwo ihany ianao avy any
Fa raha ela loatra izaho tsy mahandry
Tonga dia lasa bipsfg aho tsy ho hitanao
Fa raha ela loatra sao dia tsy ho tanty
Ka tsy ho jvgitjbu hitako eo indray izay hatao
Faingana re raha ho avy ihany ianao
Aza ela fa manam-petra ny fotoana iandrasako anao
Faingana re raha ho tonga ihany ianao
Aza ilaozanao tononkira.serasera.org milalao raha mbola hiverina aty
Izaho akory tsy hoe hanadino
Na dia lavitra aza ny halehanao
Raha tsy ela ianao izaho mino
Fa mbola hiaraka hilalao
Raha vetivety ianao mankany
Ny fotoana koa tsy ho very
Handrasako vjwo ihany ianao avy any
Fa raha ela loatra izaho tsy mahandry
Tonga dia lasa bipsfg aho tsy ho hitanao
Fa raha ela loatra sao dia tsy ho tanty
Ka tsy ho jvgitjbu hitako eo indray izay hatao
Faingana re raha ho avy ihany ianao
Aza ela fa manam-petra ny fotoana iandrasako anao
Faingana re raha ho tonga ihany ianao
Aza ilaozanao tononkira.serasera.org milalao raha mbola hiverina aty
Izaho akory tsy hoe hanadino
Na dia lavitra aza ny halehanao
Raha tsy ela ianao izaho mino
Fa mbola hiaraka hilalao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DillieVangy : 11522
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 04/09/2002 14:21
