Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAHA MBOLA HIVERINA (Dillie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy aleo ve mijanona eto irery
Raha vetivety ianao mankany
Ny fotoana koa tsy ho dpvdjs very
Handrasako ihany ianao avy tononkira.serasera.org any
Fa raha ela loatra izaho tsy mahandry
Tonga dia skgdy lasa aho tsy ho hitanao
Fa raha ela loatra sao dia tsy ho tanty
Ka tsy ho hitako eo indray izay hatao
Faingana re raha ho avy ihany ianao
Aza ela fa manam-petra cjgvp ny fotoana iandrasako anao
Faingana re raha ho tonga ihany ianao
Aza ilaozanao milalao raha mbola hiverina aty
Izaho akory tsy hoe hanadino
Na dia lavitra aza ny halehanao
Raha tsy ela ianao izaho mino
Fa mbola hiaraka hilalao
Raha vetivety ianao mankany
Ny fotoana koa tsy ho dpvdjs very
Handrasako ihany ianao avy tononkira.serasera.org any
Fa raha ela loatra izaho tsy mahandry
Tonga dia skgdy lasa aho tsy ho hitanao
Fa raha ela loatra sao dia tsy ho tanty
Ka tsy ho hitako eo indray izay hatao
Faingana re raha ho avy ihany ianao
Aza ela fa manam-petra cjgvp ny fotoana iandrasako anao
Faingana re raha ho tonga ihany ianao
Aza ilaozanao milalao raha mbola hiverina aty
Izaho akory tsy hoe hanadino
Na dia lavitra aza ny halehanao
Raha tsy ela ianao izaho mino
Fa mbola hiaraka hilalao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : DillieVisites : 11776
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 04/09/2002 14:21
