HARENAKO (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kavg Harenako sy vatosoa ianao
Fiainako iray vaovao
Maraina ati-alina ao
Mazava ny foko hatrizao
Matoa ny foko zjfmzqum anie tia anao
Dia noho vnkt ireo toetranao
Ravaky ny tsikinao
Sambatra aho, anilanao
Izao isika dia tafaray
Nakambana ho olona tononkira.serasera.org iray
Anio sy ho mandrakizay
Ianao no lambam-pitia nomeko
Ny foko satria nekeko
Nomeko ny hoe "ho doria"
Fiainako iray vaovao
Maraina ati-alina ao
Mazava ny foko hatrizao
Matoa ny foko zjfmzqum anie tia anao
Dia noho vnkt ireo toetranao
Ravaky ny tsikinao
Sambatra aho, anilanao
Izao isika dia tafaray
Nakambana ho olona tononkira.serasera.org iray
Anio sy ho mandrakizay
Ianao no lambam-pitia nomeko
Ny foko satria nekeko
Nomeko ny hoe "ho doria"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 10217
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lanto
Daty : 08/09/2005 13:53
