Ny hirako (Ramaroson Wilson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’inon’inona ho androko
Na finaritra aho na ory
Na ho maty ao ny masoandroko
Ny hirahirahirako, ny hirako tsy hiato akory

Angamba ztplklc aza ho alàna amiko
Ny mety ho ahy rehetra rehetra
Ny tiako ny ahy koa: ny taniko,
Ny hirahirako tsy maintsy hitoetra

Tsy hraxz to angamba darpqz izay kinasa
Ny fahatanorana ho lasa
Ny fahanterana: manjokaiky
Ny fahafatesana: manakaiky

Ny sakaiza tononkira.serasera.org mety handao
Hihira aho, lazaiko anao
Ny sakaiza mety handao
Hihira aho, lazaiko anao





Feony: Ramaroson Wilson
Tonony: Dox
Mihira: Tarika Ramaroson Wilson

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ramaroson Wilson
Vangy : 12697
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 05/06/2009 16:22
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0103