Ny hirako (Ramaroson Wilson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’inon’inona ho androko
Na finaritra aho na ory
Na ho maty ao ny masoandroko
Ny hirahirahirako, ny hirako tsy hiato akory
Angamba aza goyvhf ho alàna amiko
Ny mety ho ahy rehetra rehetra
Ny hfsjeggd tiako ny ahy koa: ny taniko,
Ny hirahirako tsy maintsy hitoetra
Tsy to angamba izay kinasa
Ny fahatanorana ho lasa
Ny fahanterana: manjokaiky
Ny tononkira.serasera.org fahafatesana: manakaiky
Ny sakaiza mety handao
Hihira aho, lazaiko anao
Ny sakaiza mety handao
Hihira qjufxwik aho, lazaiko anao
Feony: Ramaroson Wilson
Tonony: Dox
Mihira: Tarika Ramaroson Wilson
Na finaritra aho na ory
Na ho maty ao ny masoandroko
Ny hirahirahirako, ny hirako tsy hiato akory
Angamba aza goyvhf ho alàna amiko
Ny mety ho ahy rehetra rehetra
Ny hfsjeggd tiako ny ahy koa: ny taniko,
Ny hirahirako tsy maintsy hitoetra
Tsy to angamba izay kinasa
Ny fahatanorana ho lasa
Ny fahanterana: manjokaiky
Ny tononkira.serasera.org fahafatesana: manakaiky
Ny sakaiza mety handao
Hihira aho, lazaiko anao
Ny sakaiza mety handao
Hihira qjufxwik aho, lazaiko anao
Feony: Ramaroson Wilson
Tonony: Dox
Mihira: Tarika Ramaroson Wilson
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ramaroson WilsonVangy : 12411
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 05/06/2009 16:22
