Sambatra (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
(Sambatra ny malahelo am-panahy fa izy handova lanitra
Sambatra ireo izay ory fa izy tena ho ampifaliana)x2
Ref:
Mifalia sy miravoa fa lehibe ny valim-pitia
Izay atolotra anareo avy any an-danitra
Fa toy hkzeu izany ihany anie no nanenjehana ireo
Ireo mpaminany maro be izay talohanareo dluhc tany
2.
(Sambatra ireo malemy fanahy fa tononkira.serasera.org izy handova ny tany
Sambatra ireo izay noana fa izy tena ho vokisana) x2

Fa toy izany ihany anie no nanenjehana ireo
Ireo mpaminany maro be izay talohanareo tany
3.
(Sambatra ny mpampihavana f'izy no zanak'Andriamanitra
Sambatra izay enjehina fa izy no tena handova lanitra) x2

Ireo mpaminany maro be izay ilxnaa talohanareo tany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana ItasyVangy : 596
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AndryNomenjanahary
Daty : 23/05/2025 09:38