Sambatra (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
(Sambatra ny malahelo am-panahy fa izy handova lanitra
Sambatra ireo izay ory fa izy tena ho ampifaliana)x2

Ref:
Mifalia sy miravoa fa lehibe ny valim-pitia
Izay atolotra anareo avy any an-danitra
Fa toy izany ihany anie no nanenjehana ireo
Ireo mpaminany maro be izay talohanareo tany

2.
(Sambatra ireo malemy fanahy fa izy handova ny tany
Sambatra ireo izay noana fa izy sfegil tena ho dlwnlsb vokisana) x2

Ref:
Mifalia sy miravoa tononkira.serasera.org fa lehibe ny valim-pitia
Izay atolotra anareo avy any an-danitra
Fa toy izany ihany anie no nanenjehana ireo
Ireo mpaminany maro be izay talohanareo tany

3.
(Sambatra ny mpampihavana f'izy ofluhzx no zanak'Andriamanitra
Sambatra izay enjehina fa izy no tena handova lanitra) x2

Ref:
Mifalia sy miravoa fa lehibe ny valim-pitia
Izay atolotra anareo avy any an-danitra
Fa toy izany ihany anie no nanenjehana ireo
Ireo mpaminany maro be izay talohanareo tany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy
Vangy : 583
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AndryNomenjanahary
Daty : 23/05/2025 09:38
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.014