Sambatra (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
(Sambatra ny malahelo am-panahy fa izy handova tononkira.serasera.org lanitra
Sambatra ireo izay ory fa izy tena ho ampifaliana)x2
Ref:
Mifalia sy miravoa fa lehibe ny valim-pitia
Izay atolotra anareo avy any an-danitra
Fa toy izany ihany anie no nanenjehana ireo
Ireo mpaminany maro be izay talohanareo tany
2.
(Sambatra ireo malemy fanahy fa izy handova ny tany
Sambatra ireo izay noana fa izy gcsvtrg tena ho vokisana) x2

3.
(Sambatra ny mpampihavana f'izy no zanak'Andriamanitra
Sambatra izay enjehina fa izy no tena handova lanitra) dpet gwmqpv x2

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana ItasyHits : 582
Likes : 0 Like
Created by : AndryNomenjanahary
Date : 23/05/2025 09:38