Mifanazava (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy izaho, no naka
Ny vadinao, sanatria
Fa izy anie, no jvsexcsp efa tia
Rehefa tia, tsy maintsy saro-piaro
Izany lery, dalom no mba fantaro
Akamako iny anie, izaho tsy maintsy miaro
Ialahy koa toa mba be kabary
Nefa anie dia samy tary
K’aza atao mankararirary
Avelaho aho e! handeha hamika
Fa isika roa lahy efa mifanalika
Raha tononkira.serasera.org vehivavy anie,izahay mahita
Samy tsara faràno ny tantara
O ry akamako o! tsofy ihany baaeomcu ny farara...
Dama & Fafah
Ny vadinao, sanatria
Fa izy anie, no jvsexcsp efa tia
Rehefa tia, tsy maintsy saro-piaro
Izany lery, dalom no mba fantaro
Akamako iny anie, izaho tsy maintsy miaro
Ialahy koa toa mba be kabary
Nefa anie dia samy tary
K’aza atao mankararirary
Avelaho aho e! handeha hamika
Fa isika roa lahy efa mifanalika
Raha tononkira.serasera.org vehivavy anie,izahay mahita
Samy tsara faràno ny tantara
O ry akamako o! tsofy ihany baaeomcu ny farara...
Dama & Fafah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 7299
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rasam
Daty : 23/07/2004 04:14
