Ranomason’ny omaly (Ikalalila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny fa tazako mikoriana
Mikodia tononkira.serasera.org manaraka indray ny riaka
Handeha hamonjy renirano any
Ilay ranomaso nalatsako omaly
Tongany any izay ilay hafatro
Ireo alahelo nampitondraiko azy
Nentiny an-dranomasina any
Mba ho atakalony soa sy mamy
Any izy izay ntlnhv nivadika onja kely
Izaho aty mba atagxal efa lasa netinety
Iny, slmv iny ! Jereo fa midola
Entin’ny onja mihataka mora
Efa nosoloiny tsiky mantsy
Ilay ranomaso nalatsako omaly
Tononkira sy feony : Lila Ratoveloniaina
Mikodia tononkira.serasera.org manaraka indray ny riaka
Handeha hamonjy renirano any
Ilay ranomaso nalatsako omaly
Tongany any izay ilay hafatro
Ireo alahelo nampitondraiko azy
Nentiny an-dranomasina any
Mba ho atakalony soa sy mamy
Any izy izay ntlnhv nivadika onja kely
Izaho aty mba atagxal efa lasa netinety
Iny, slmv iny ! Jereo fa midola
Entin’ny onja mihataka mora
Efa nosoloiny tsiky mantsy
Ilay ranomaso nalatsako omaly
Tononkira sy feony : Lila Ratoveloniaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IkalalilaVangy : 1486
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 25/07/2024 17:55
