Ranomason’ny omaly (Ikalalila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny fa tazako mikoriana
Mikodia manaraka indray ny riaka
Handeha hamonjy renirano any
Ilay ranomaso nalatsako kwxj omaly
Tongany any izay hemwxs ilay hafatro
Ireo alahelo nampitondraiko azy
Nentiny an-dranomasina any
Mba ho atakalony soa sy mamy
Any izy izay nivadika onja kely
Izaho aty mba efa lasa netinety
Iny, iny ! Jereo tononkira.serasera.org fa midola
Entin’ny onja mihataka mora
Efa nosoloiny tsiky mantsy
Ilay ranomaso nalatsako omaly
Tononkira sy feony : Lila kqvtvv Ratoveloniaina
Mikodia manaraka indray ny riaka
Handeha hamonjy renirano any
Ilay ranomaso nalatsako kwxj omaly
Tongany any izay hemwxs ilay hafatro
Ireo alahelo nampitondraiko azy
Nentiny an-dranomasina any
Mba ho atakalony soa sy mamy
Any izy izay nivadika onja kely
Izaho aty mba efa lasa netinety
Iny, iny ! Jereo tononkira.serasera.org fa midola
Entin’ny onja mihataka mora
Efa nosoloiny tsiky mantsy
Ilay ranomaso nalatsako omaly
Tononkira sy feony : Lila kqvtvv Ratoveloniaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IkalalilaVangy : 1559
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 25/07/2024 17:55
