Ranomason’ny omaly (Ikalalila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny fa tazako mikoriana
Mikodia manaraka indray dmkopo ny riaka
Handeha hamonjy renirano any
Ilay ranomaso nalatsako omaly
Tongany any izay ilay hafatro
Ireo alahelo nampitondraiko azy
Nentiny an-dranomasina byrzd any
Mba ho atakalony soa sy mamy
Any izy izay nivadika onja kely
Izaho aty mba efa lasa netinety
Iny, iny ! Jereo fa midola
Entin’ny onja yfrwjbye mihataka mora
Efa nosoloiny tsiky mantsy
Ilay tononkira.serasera.org ranomaso nalatsako omaly
Tononkira sy feony : Lila Ratoveloniaina
Mikodia manaraka indray dmkopo ny riaka
Handeha hamonjy renirano any
Ilay ranomaso nalatsako omaly
Tongany any izay ilay hafatro
Ireo alahelo nampitondraiko azy
Nentiny an-dranomasina byrzd any
Mba ho atakalony soa sy mamy
Any izy izay nivadika onja kely
Izaho aty mba efa lasa netinety
Iny, iny ! Jereo fa midola
Entin’ny onja yfrwjbye mihataka mora
Efa nosoloiny tsiky mantsy
Ilay tononkira.serasera.org ranomaso nalatsako omaly
Tononkira sy feony : Lila Ratoveloniaina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IkalalilaVisites : 1558
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 25/07/2024 17:55
