Ranomason’ny omaly (Ikalalila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny fa tazako mikoriana
Mikodia manaraka indray ny riaka
Handeha hamonjy renirano any
Ilay ranomaso nalatsako omaly

Tongany any izay tononkira.serasera.org ilay hafatro
Ireo alahelo nampitondraiko azy
Nentiny an-dranomasina any
Mba ho atakalony soa sy mamy

Any izy izay nivadika onja kely
Izaho aty mba efa lasa netinety

Iny, iny ! Jereo fa midola
Entin’ny onja mihataka vcpcnwms mora
Efa nosoloiny mtzqr tsiky mantsy
Ilay ranomaso nalatsako omaly

Tononkira sy rxmrsmad feony : Lila Ratoveloniaina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ikalalila
Visites : 1460
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 25/07/2024 17:55
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2528