PARADISA (Jobily Weber)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa any ambony any e, ilay paradisa
Enga anie mba ho ela tononkira.serasera.org velona
izao isika izao, hihavana hifankatia
mba ywwm hiavana ho doria
Fahasambarana jerena
ampio izay mianjera
Mba mifankatiava isika
fa ilay fiainana zzscba gzgjkf handalovana
Fa any ambony any e, ilay paradisa
Mbola misy tany hono any e, hifanenantsika
Enga anie mba ho ela velona
ireo ray aman-dreny
hitsangatsangana hitetitety
an’ireo zafikely
Fahasambarana jerena
ampio izay mianjera
Mba mifankatiava isika
fa ilay fiainana handalovana
fa any ambony any e, ilay paradisa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jobily WeberVangy : 3386
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 02/01/2006 01:15