Ampidiro aloha ny tenimiafina
PARADISA (Jobily Weber)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa any ambony any aoqgf e, ilay paradisa
Enga anie mba ho ela velona
izao isika izao, hihavana hifankatia
mba hiavana ho doria
Fahasambarana jerena
ampio izay mianjera
Mba mifankatiava isika
fa ilay fiainana handalovana
Fa any tononkira.serasera.org ambony any e, ilay paradisa
Mbola misy tany hono any e, hifanenantsika
Enga anie mba ho ela velona
ireo ray aman-dreny
hitsangatsangana hitetitety
an’ireo zafikely
Fahasambarana jerena
ampio izay mianjera
Mba mifankatiava isika
fa sdonupe ilay fiainana handalovana
fa any ambony any e, ilay paradisa
Mbola misy tany hono any erfic e, hifanenantsika
Enga anie mba ho ela velona
izao isika izao, hihavana hifankatia
mba hiavana ho doria
Fahasambarana jerena
ampio izay mianjera
Mba mifankatiava isika
fa ilay fiainana handalovana
Fa any tononkira.serasera.org ambony any e, ilay paradisa
Mbola misy tany hono any e, hifanenantsika
Enga anie mba ho ela velona
ireo ray aman-dreny
hitsangatsangana hitetitety
an’ireo zafikely
Fahasambarana jerena
ampio izay mianjera
Mba mifankatiava isika
fa sdonupe ilay fiainana handalovana
fa any ambony any e, ilay paradisa
Mbola misy tany hono any erfic e, hifanenantsika
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jobily WeberHits : 3381
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 02/01/2006 01:15
